# Mifalia ao amin'i Yaveh Eto ny "ao amin'i Yaveh" dia manondro izay nataon'i Yaveh ho azy ireo. "Mifalia noho izay nataon'i Yaveh" # ianareo ry marina Ity dia manondro ny olona. DH: "ianareo ry olo-marina" # hiakam-pifaliana "hiaka am-pifaliana" na "hiaka nohon'ny hafaliana" # izay mahitsy fo Eto ny "fo" dia manondro ilay olona. DH: "izay olona mahitsy"