# Aza manahaka ny soavaly ... tsy manana fahazavan-tsaina Ny mpanoratra mampitaha ny olona tsy manana fahazavantsaina amin'ny soavaly sy ampondra. Ireo mety ho heviny dia 1) ny mpanoratra milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny mpamaky hoe: "Ianareo rehetra aoka tsy ho tahaka ny soavaly ... Tsy manana fahazavantsaina" 2) Yaveh no miresaka amin'ny mpanoratra toy ny miresaka amin'ny vahoaka. # lamboridy sy kapoka Fitaovana roa izay ampiasain'ny olona hitarihana ny soavaly sy ampondra hadeha any amin'izay tian'ny mpitaingina halehany. # amin'izay tianao hitondrana azy "amin'izay tian'ny olona handehanany." Ny "anao" eto dia tokana ary tsy manondro olona manokana. # hanodidina Ny fahatokian'i Yaveh izay "hanodidina" azy dia mahatonga fiarovana sy fitarihana. DH: "hitarika" na "hitantana"