# Ianao nametraka ny tongotro Eto ny "tongotro" dia manondro ny mpanoratra. DH: "Ianao nametraka ahy" # tany malalaka Ny Hebreo nihevitra ny tany malalaka toy ny hoe sarinteny ho an'ny fiarovana sy fahafahana. DH: "toerana izay mahafaka ahy" # ao anaty fahoriana aho "mijaly mafy aho" # ny fanahiko mbamin'ny nofoko Ny fiteny hoe "fanahy" sy "nofo" dia ampiasaina hamaritana ny tenan'ny olona manontolo.