# Inona no nanjo ahy Ity fanontaniana ity dia azo atao amin'ny fomba mihiba. DH: "Zava-dratsy no efa nitranga tamiko" # ny fahatsaran'i Yaveh Ny anarana hoe "fahatsarana" dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "ireo zava-tsoa izay ataon'i Yaveh" # eny amin'ny tanin'ny velona Manondro ny maha velon'aina izany. DH: "raha mbola velon'aina aho" # Miandrasa an'i Yaveh ... Miandrasa an'i Yaveh Ity andininy ity angamba mety ho 1) miresaka amin'ny tenany ihany ny mpanoratra 2) miresaka amin'ny olon-kafa ny mpanoratra na 3) misy olona miresaka amin'ny mpanoratra # aoka ny fonao hahery Eto ny "fo" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "mahereza" # Miandrasa an'i Yaveh Ity andalana ity dia averina eo amin'ny faran'ny salamo mba ho fomba famaranana ny salamo.