# ny lalana ... ny lalany Ny fanirian'Andriamanitra ho fitondrantenan'ny olona iray dia lazaina toy ny hoe lalan-kalehan'ny olona iray izany.