# Fahatsarana sy famindram-po tokoa no hanaraka Yaveh tsara sy mahatoky amin'olona dia lazaina toy ny hoe fahatsarana sy famindram-po dia zavatra manaraka ny olona iray. DH: "Ho tsara sy mamindra fo amiko tokoa Ianao" # amin'ny androm-piainako rehetra Ny anarana hoe "fiainana" dia azo ambara ho matonateny. DH: "raha mbola miaina koa aho" (UDB) # tranon'i Yaveh Ireo mety ho heviny dia 1) manondro ny fonenana mandrakizain'i Yaveh ity, na 2) manondro ny tempolin'i Yaveh ao Jerosalema. Raha mety, dia adikao ity mba ho fantatra avokoa ireo hevitra roa ireo. # lalan-dava Ireo mety ho heviny dia 1) "mandrakizay" na 2) "raha mbola miaina koa aho."