# Aza manalavitra ahy Azo atao amin'ny endrika mihiba izany. DH: "manatòna tena akaiky" # ry heriko Ny "hery" eto midika fa Yaveh no manome azy hery. DH: "Ianao izay manome ahy hery" na "Ianao izay mamonjy ahy"