# Izy Ny teny hoe "Izy" eto amin'ireto andininy ireto dia manondro an'i Yaveh. # rano manonja Ny mpanao salamo eto dia milaza ireo loza avy amin'ireo fahavalony toy ny hoe onja maro lehibe na rano mahery, izay tamin'izany no namonjen'i Yaveh azy.