# Fa matoky ny famindramponao aho Amin'ny fitenenana ny "famindrampon'"i Yaveh, Davida dia matoky an'i Yaveh hitia azy. DH: "Matoky aho fa hitia ahy amim-pahatokiana Ianao" (UDB) # mifaly amin'ny famonjenao ny foko Ny "foko" eto dia maneho ilay olona manontolo. DH: "Hifaly aho satria namonjy ahy Ianao"