# endrey ny halehiben'ny anaranao eo amin'ny tany rehetra Amin'ity fehezanteny mampiseho hatairana ity, Davida mampiseho ny hafaliany sy talanjona amin'ny halehiben'Andriamanitra. DH: "mahafinaritra mahatalanjona ny anaranao amin'ny tany rehetra" na "ny olombelona rehetra amin'ny tany mahalala fa mahafinaritra Ianao" # ny anaranao Ny "anaran'" Andriamanitra dia maneho Azy na ny lazany. DH: "ny lazanao" # hatsarana "tsara dia tsara" na "lehibe"