# izay bevohoka amin'ny faharatsiana ... manao tetika handravana ... miteraka lainga hampidi-doza Davida milaza ireo zavatra izay ataon'ny olona ratsy fanahy toy ny hoe mitondra vohoka ilay olona ary faharatsiana no zaza. DH: "ny olona ratsy fanahy. Izy manao tetika hamotika olona ary mamokatra lainga mampidi-doza" # Miverina ao an-dohany ihany ireo fikasany hanimba, satria ny herisetrany dia mikoriana ao an-dohany ihany Ny fahapotehana sy herisetra dia lazaina toy ny hoe izy ireo mikapoka lohan'olona na mianjera eo amin'izany. DH: "Ireo fikasan-dratsiny ihany no mamotika azy, fa mamely azy ny herisetra ataony" na "Rehefa mikasa hanimba ny hafa izy, dia mamotika azy ny hafa; rehefa mamely ny hafa izy, dia mamely azy ny hafa"