# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # Ampiarahana amin'ny lokanga "Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity" # atao amin'ny fomba Al-shasheminith Mety manondro fomba ara-mozikaly ity # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # mangovitra ny taolako Ny taolana dia maneho ny tena manontolo. Mety hoe efa nangovitra ny taolany satria narary izy na koa reraka loatra. DH: "mangovitra ny vatako manontolo"