# mihaino lainga Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 17:3 io. # ho ratsy fanahy avokoa ireo manam-pahefany rehetra Ny ataon'ny mpanapaka dia resahina amin'ny filazana ny voka-dratsy haterany. DH: "toy ny hoe mampianatra ireo manam-pahefany ho ratsy fanahy izy"