# Izay "Ny olona izay" # ny mahantra Ilazana ny olona mahantra amin'ny ankapobeny io. DH: "olona mahantra" # tsy ho ory na inona na inona Natao ho fanamafisan-kevitra io. DH: "hahazo izay rehetra ilainy" # na na iza na iza mihirim-belona amin'izy ireo dia handray ozona maro Ireo mety hoe heviny dia 1) handray ozona maro avy amin'ny mahantra izy ireo. DH: "handefa ozona maro amin'izay rehetra mihirim-belona aminy" na 2) handray ozona maro avy amin'ny olona amin'ny ankapobeny izy. DH: "handefa ozona maro amin'izay rehetra mihirim-belona amin'ny mahantra ny olona" na 3) handray ozona maro avy amin'Andriamanitra izy. DH: " handefa ozona maro amin'izay rehetra mihirim-belona amin'ny mahatra Andriamanitra" # na na iza na iza "izay rehetra" # mihirim-belona Ny hoe mihirim-belona dia ilazana ny hoe tsy miraika amin'izay mahory ny mahantra. DH: "tsy miraika" na "misafidy ny tsy hanampy" # Rehefa mitsangana ny olona ratsy fanahy Io dia fomba fiteny izay midika fa hahazo fahefana na hanomboka hanjaka ny ratsy fanahy. DH: "Rehefa mitsangana amin'ny fahefana ny ratsy fanahy" # miafina ny olona "mandeha miafina ny olona." Ny asetrin'ny olona rehefa mitsangana ny ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe miafina amin'ireo manam-pahefana izy ireo, na dia tsy tena ho takona aza. # ho foana Ireo mety ho heviny dia 1) "dify" na 2) "hiongana amin'ny fahefana" na 3) "ringana." # hitombo Ireo mety ho heviny dia 1) "hihamaro" na 2) "hitsangana amin'ny fahefana."