# sirahazo Karazana mineraly izay mitsifotra ary mandroandroatra mafy rehefa azon'ny asidra tahaka ny vinaigitra io. Dikan-teny maro no mandika izany hoe "ratra." # mikalo hira Mety ho ilainao ny manazava ny karazan-kira izay kaloin'ilay mpihira. DH: "mikalo hira fifaliana" # fo mavesatra Ny fo dia fibangoan-teny ilazana ilay olona manontolo. DH: "ny olona malahelo"