# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # Aza manotrika Ny teny hoe "manotrika" dia fomba fiteny. DH: "Aza miafina sady miandry ny fotoana mety." Adikao araka ny ao amin'ny 1:10 ny hoe "manotrika." # ny tranony ny tranon'ny olo-marina # tafarina "tafatsangana amin'ny tongony" na "tafatsangana" # lavo amin'ny loza ny olona ratsy fanahy Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay afaka manao zavatra ratsy amin'ny hafa ny "loza." Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "Hampiasa loza handravana ny olona ratsy fanahy Andriamanitra" # lavo Sarinteny momba ny olona izay nitsangana saingy nisy nampianjera teo amin'ny tany ka nahalavo azy io. # loza fotoana izay hitrangan'ny zavatra ratsy amin'ny olona sy ny fananany