# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # Avo loatra ho an'ny adala Fomba fiteny io. "sarotra takarina loatra ho an'ny adala" # manoka-bava Ny vava dia ilazana ny teny izay alaoky ny vava. DH: "miteny"