# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # Ampanekeo ... ny fonao Fomba fiteny io. Adikao araka ny ao amin'ny 22:17 io. DH: "Ataovy izay tsara indrindra avy aminao hahatakarana sy hahatsiarovana" # fampianarana Ireo mety hoe heviny dia 1) "izay ambaran'ny olona mahalala izay tsara sy ratsy aminao" # ny sofinao Ny teny izay nesorina teto dia azo fenoina. DH: "ary ampanekeo ny sofinao" na "ary mihainoa tsara" # teny fahalalana "rehefa milaza aminao izay fantatro aho"