# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # eo an-tsofin'ny adala Ny teny hoe "an-tsofina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "eo amin'izay andrenesan'ny adala anao" # fahizay tranainy be. Adikao araka ny ao amin'ny 22:28. # fefy vato Izany dia vato lehibe izay mampiseho hoe aiza no faran'ny tanin'ny olona iray ary aiza no manomboka ny an'ny iray hafa. Adikao araka ny ao amin'ny 22:28. # mananika Maka moramora na manomboka mampiasa tany (na zavatra hafa) izay an'olon-kafa no hevitr'izany. # kamboty ankizy maty ray aman-dreny # ny Mpanavotra azy ireny Yaveh # Izy no hisolo vava azy ireo hanohitra anao Ity dia sarinteny mahakasika ny mpisolo vava izay miarao ny ory eo anatrehan'ny mpitsara. DH: "Izy no hiaro ny kamboty hanohitra anao" na "ho ataony azo antoka fa mahazo rariny ny kamboty ary ho faiziny ianao"