# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # ambano antsy ny tendanao Ireo mety ho heviny dia 1) "mitandrema mba tsy hihinana be loatra" na 2) "aza mihinana na inona na inona akory" # Aza maniry "Aza maniry fatratra." Jereo ny nandikanao ny "maniry fatratra" ao amin'ny 21:19. # hanim-piny "sakafo manokana lafo vidy" (UDB) # haninin'ny lainga izany Fomba fiteny io. "omeny anao izany mba hahafahany mamitaka anao"