# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # maninji-tanana Olona izay maninjitra ny tanany amin'ny tanan'ny olona iray hafa mba hamatotra ny tenany hanao izay nekeny ho atao. Eto ilay miteny dia mampitandrina ny mpihaino mba tsy haninji-tanana ho fampanantenana ny handoa ny trosan'olona. # fiantohana "ka manaiky ny handoa izay trosan'ny olona iray amin'ny hafa"