# Ny tanjona ao am-pon'ny olona dia tahaka ny rano lalina Ny fahasarotan'ny fahazoana ny anton'ny zavatra nataon'ny olona iray dia ampitahaina amin'ny fahasarotan'ny fahatakarana ny rano any anaty fantsakana lalina. DH: "Sarotra tahaka ny mahazo rano ao anaty fantsakana lalina ny mahazo ny tanjona ao am-pon'ny olombelona" na "Ny tanjona ao am-pon'ny olombelona dia saro-takarina" # fa ny olona izay manam-pahalalana "olona manana fahazavan-tsaina" # hamoaka azy Ny fahafantarana ny tanjona ao am-pon'ny olona dia resahina toy ny hoe rano notovozina avy ao anaty fantsakana lalina. DH: "hahatonga ny tanjona ho fantatra" na "hahafantatra izany" # tsy mpivadika "mahatoko" "mendri-pitokisana" # saingy iza no afaka hahita olona mahatoky? Ny valinteny ambadik'izany dia hoe "vitsy no afaka hahita olona tahaka izany." Io fanontaniana fampisainana io dia azo atao amin'ny endrika fanambarana an-tsoratra. DH: saingy vitsy ny olona afaka mahita olona mahatoky" na "saingy sarotra ny mahita olona tena mahatoky"