# Veleso ny mpaniratsira, dia ho mailo ny olona bado "Raha mamely ny mpaniratsira ianao, ny olona bado" # Veleso "Faizo" # ny olona bado "olona tsy manan-traikefa" na "olona tsy matotra" # mailo Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 12:23 io teny io. # anaro izay manan-tsaina, dia "raha mananatra ny olona manan-tsaina ianao," # hahazo fahalalana izy Eto ny hevitra ambadiky ny fahalalana dia resahina toy ny hoe zavatra izay mety ho azon'ny olona bebe kokoa. DH: "hahalala bebe kokoa"