# Ny hakamoana dia mandatsaka ny olona anaty torimaso lalina Ny fomba hampatorian'ny hakamoana ny olona iray dia resahina toy ny hoe mandatsaka an-katerena ilay olona ho amin'ny torimaso ny hakamoana. DH: "Ny hakamoana mampatory lava ny olona" na "Ny olona kamo dia matory lava" # ho noana Fomba fiteny ilazana ny tsy fihinana io. DH: "tsy hihinana" # ny didy "ny didy izay nampianarina azy" # miaro ny ainy "miambina ny ainy" # ny lalany Fomba fiteny izay entina ilazana ny fomba fiainany io. DH: "ny fomba fiainany"