# Ny vavan'ny adala ... amin'ny molony Samy manondro izay lazain'ny adala ireo andian-teny ireo. DH: "Izay lazain'ny adala ... amin'izay lazainy" # no faharavany "hamotika azy" # mamandrika ny tenany Ny olona izay mahatonga olana sy fahoriana ho an'ny tenany ihany dia resahina toy ny hoe mamandri-tena tahaka ny famandrihan'ny olona ny biby izy. DH: "hahatonga olana ho an'ny tenany ihany izy" # Ny tenin'ny mpifosa dia toy ny sombin-kanina matsiro Ny tenin'ny mpifosa maha-te hihaino dia resahina toy ny hoe sakafo matsiro raha hohanina. DH: "Ny tenin'ny mpifosa dia maha-te-hihaino" # Ny tenin'ny mpifosa Entina ilazana izay lazain'ny mpifosa io. DH: "Ny teny izay lazain'ny olona mpifosa" # sombin-kanina poti-kanina kely # midina any anatin'ny vatana ireo Ny tenin'ny mpifosa miditra ao an-tsain'ny olona ka miantraika amin'ny eritreriny dia resahina toy ny hoe sakafo izay miditra ao an-kibo. DH: "ary miditra ao an-tsain'ny olona izany ka miantraika amin'ny eritreriny"