# mitoka-tena "miala amin'ireo olona hafa" (UDB) # mifanditra amin'ny fitsaràna tsara rehetra Ny olona izay tsy manaiky ny fitsarana tsara dia resahina toy ny hoe olona niadiany ny "fitsarana tsara." DH: "tsy manaiky izay fitsarana tsara rehetra izy" # fitsaràna tsara "safidy hendry" # Ny adala dia tsy mahita fahafinaretana amin'ny fahazavan-tsaina, fa amin'ny ... ihany "Tsy miraharaha izay hahatakatra ny adala, fa ny ... ihany" Midika izany fa raisin'ny adala ho mifanohitra amin'ny fahafinaretana ny "fahazavan-tsaina." DH: "Halan'ny adala ny fahazavan-tsaina ary amin'ny ... ihany no ahitany fahafinaretana" # fa amin'ny fanambarana izay ao am-pony ihany Midika izany fa amin'ny filazana amin'ny hafa izay tsapany sy ny fanirian'ny fony ihany no ahazoan'ny adala fahafinaretana. DH: "fa amin'ny filazana amin'ny hafa izay ao am-pony ihany" # izay ao am-pony ihany Ny ao anatin'ny fon'ny olona iray dia maneho ny eritreritra sy ny fahatsapan'ilay olona. DH: "izay eritreretiny"