# Izay hendry am-po no antsoina hoe manan-tsaina Hahazo laza amin'ny maha-olona manan-tsaina io olona io. Io dia azo atao hoe DH: "Ho antsoin'ny olona hoe manan-tsaina izay hendry am-po" na "Izay hendry am-po dia hahazo laza amin'ny maha-olona manan-tsaina" # Izay hendry am-po Eto ny fo dia maneho ny saina aman'eritreritra. DH: "Izay hendry" na "Izay hendry amin'ny fisainany" # ny hamamin'ny teny Ny teny malefaka na mahafinaritra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra manana tsiro mamy. DH: "tenim-pahatsorana" na "teny mahafinaritra" # Ny fahazavan-tsaina dia loharanon'aina Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe loharano izay mikoriana rano hatrany ary manohana ny ain'ireo izay misotro amin'izany ny "fahazavan-tsaina." DH: "Ny fahazavan-tsaina dia toy ny loharano mikoriana rano manome aina"