# izay manaja ny didy dia hahazo valisoa Io dia azo atao hoe DH: "hamaly soa ireo izay manaja ny didy izy ireo" # loharanon'aina Ny loharano dia fipoiran'ny rano ary maneho ny fipoiran'ny aina. DH: "loharanon'aina mitobatobaka" # fandriky ny fahafatesana Eto ny "fandrika" dia maneho ny loza izy hahafaty. DH: "fandrika mitondra amin'ny fahafatesana"