# Ny olo-marina dia ho toy ny hazon'aina Ny olona izay tsy manao ny marina dia ampitahaina amin'ny hazo izay aina no voankazony. DH: "Ireo izay manao ny marina dia hitondra fiainana ho an'ny tenany sy ho an'ny hafa" # hazon'aina Adikao araka ny ao amin'ny 3:17 io. # mainka fa "koa mihoatra aza"