# ny iray izay "ny olona izay" # mamafy ny marina Ny hoe "mamafy" dia entina ilazana ny famafazana mba hahazo bebe kokoa. # mijinja ny karaman'ny fahamarinana. Ny hoe "mijinja" eto dia meneho ny fahazoana na fanangonana DH: "hahazo valisoa tokoa"