# mampahitsy ny lalàny "manana lalan-kizorana mazava" # ny ratsy fanahy ... ny mpivadika Azo atao amin'ny endrika mpamaritra ireo mpamaritra anarana ireo. DH: "ireo izay ratsy fanahy ... ireo izay mpivadika" # fa ny mpivadika dia voafandriky ny filan'izy ireo "ireo izay manao ratsy dia tratran'ny faniriany ihany" # ny mpivadika vonona ny hamadi-pitokisana; mpamadika; mpamitaka