# ny mpivadika Azo atao amin'ny endrika mpamaritra io mpamaritra anarana io. DH: "olona mpivadika" na "ireo izay mpivadika" # Zava-poana ny harena amin'ny andron'ny fahavinirana Ny "andron'ny fahavinirana" dia maneho tranga voafaritra iray, tahaka ny "andron'i Yaveh" na "andron'ny fitsarana" na "fara-andro." DH: "Ny haren'ny olona iray dia tsy hahasoa azy rehefa ho avy mba hitsara Andriamanitra"