# ny fitiavana manarona Manao toy ny olona izay mampangina ny disadisa eo amin'ny olona ny fitiavana fa tsy manetsika izany. # amin'ny molotry ny olona manan-tsaina Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "amin'izay lazain'ny olona mahay mandray" # tsora-kazo no ho amin'ny lamosin'ny Ny "tsora-kazo" dia maneho famaizana mafy, ara-batana aru ny "lamosina" dia maneho ilay olona mandray famaizana. DH: "ny olona izay tsy manan-tsaina dia mila famaizana mafy"