# Ny tanana kamo Ny "tanana" dia maneho ny hery sy fahafahan'ny olona iray. DH: "Olona tsy vonon-kiasa" # tanan'ny olona mazoto Ny "tanana" dia maneho ny hery sy fahafahan'ny olona iray. DH: "olona miasa mafy"