# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mamarana ny hafatry Fahendrena ireto andininy ireto. # Ny fahatahorana an'i Yaveh Adikao araka ny ao amin'ny 1:7 io andian-teny io. # amin'ny alalako no hihamaroan'ny andronao Io dia azo atao hoe DH: "hampitombo ny andronao aho" na "hahatonga anao hiaina andro maro aho" # amin'ny alalako Manohy miresaka ny Fahendrena, izay raisina ho toy ny vehivavy. # no hihamaroan'ny andronao; ary hampiako taona maro ny fiainanao Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary ampiasaina mba hanindriana ny tombony lehibe hananan'ny fahendrena. # hampiako taona maro ny fiainanao Resahin'ny Fahendrena toy ny hoe zavatra mivaingana ny taona iainana. Io dia azo atao hoe DH: "hampiako taona maro iainana ianao" na "Hampiako taona maro ny fiainanao'' na "hataoko afaka miaina ela kokoa ianao" # Raha hendry ianao ... ary raha maniratsira ianao Ireo fanambarana roa ireo dia toa midika fa mahazo tombony ho azy ireo ny olon-kendry nohon'ny amin'ny fahendren'izy ireo, ary ny mpaniratsira dia mijaly nohon'ny amin'ny toetran'izy ireo. # hitondra izany Miresaka momba ny toetra ratsin'ny olona iray tahaka ny hoe enta-mavesatra izay tsy maintsy baben'ny olona iray ao an-damosiny io.