# kihon-dalany Eto ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro izay vahiny vavy rehetra, araka ny nolazaina tao amin'ny 7:4. Nijoro teo amin'ny kihon-dalana iray izy, niandry lehilahy tsara handalo. DH: "ny kihon-dalana izay nisy vehivavy vahiny nijoro" # kihon-dalana Entina ilazana ny fifanenan'ny lalana roa izany. # Somambisamby ny fotoana rehefa miha-maizina ny andro ka efa madiva ho alina