# nanokana ny volanao Ny hevitra ambadika eto dia ny fampanantenanao sy ny toe-javatra no nanery anao hanangona ny volanao. DH: "tsy maintsy nanangona ny sasany tamin'ny volanao" # ho antoka amin'ny findraman'ny namanao Ireo mety ho heviny dia 1) mety ho avy any aminao ny namanao mba hangataka fampindramam-bola na 2) te haka fampindramam-bola avy amin'olon-kafa ny namanao, saingy mampanantena ny hamerim-bola any amin'ilay mpampindrana ianao raha tsy afaka ny namanao. # namanao Ny teny Hebreo mitovy amin'izany dia mety hidika ihany koa hoe "mpiray vodi-rindrina." # nametraka fandrika ho an'ny tenanao Io dia evitra ambadika izay milaza fa hamandri-tena ianao. DH: "nanamboatra fandrika izay nahavoa ny tenanao ihany ianao" # ny teny naloaky ny vavanao "izay nolazainao" na "izay nampanantenainao hatao"