# nanorenan'i Yaveh ny tany Ny naharian'Andriamanitra ny tany aman-danitra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mametraka fototra iorenan'ny trano Izy. DH: "Nahary ny tany Andriamanitra... nanamboatra ny lanitra" # nitriaran'ny lalina Tamin'ny fihevitra fahiny, ny rano dia efa nisy tany ambanin'ny tany. Io andian-teny io dia maneho an'i Yaveh mampivoaka rano avy ao amin'ny tany sy nanaovany ny ranomasim-be sy ny ony hisy. DH: "nampikoriana ny rano Izy" na "nampisy ny ranomasim-be izy" # andony rano izay miforona eo amin'ny tany amin'ny alina.