# Fampahafantarana amin'ny ankapbeny: Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy ny fahendrena. # Sarobidy "mana-danja" na "lafo vidy" # Andro lava no eo an-tanany ankavanana; ary harena sy voninahitra no eo an-tanany ankavia Ny tombony azon'ny olona amin'ny fananana fahendrena dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vehivavy manana ireo toetra tsara ireo eo an-tanany ary manolotra izany amin'ny olona ny fahendrena. DH: "Manome andro lava sy harena ary voninahitra ho an'ny olona ny fahendrena" # Andro lava Entina ilazana fahevelomana ela io fomba fiteny io. DH: "fahavelomana ela"