# Ireo rahalahy Ity dia manambara ireo olona izay nanao asa fanompoana niaraka tamin'i Paoly na ho an'i Paoly. # rahalahy Eto dia milaza izany teny izany hoe ireo mpinamana Kristiana, na lahy na vavy, satria ny mpino rehetra an'i Kristy dia mpikambana ao amin'ny fianakaviana ara-panahy iray miaraka amin'Andriamanitra toy ny Rain'izy ireo any an-danitra. # ny mpino tsirairay ... Ireo mpino rehetra Ny dika hafa dia miteny hoe "olo-masina" sy "vahoaka masina" # indrindra ireo izay avy ao amin'ny ankohonan'i Kaisara Izany dia manondro ireo mpanompo izay niasa tao amin'ny lapan'i Kaisara. "indrindra fa ireo mpiray finoana izay miasa ao amin'ny lapan'i Kaisara" # ho amin'ny fanahinareo Paoly dia manondro ireo mpino amin'ny fampiasana ny teny hoe "fanahy," izay mamela ny olona hifandray amin'Andriamanitra. DH: "miaraka aminareo"