# Ireo sesitanin'ny zanak'Israely maro "Ireo maro amin'ny zanak'Israely izay nalefa sesintany" # maro andian'olona be dia be mihitsy # Zarefata io no anaran'ny tanĂ na Phoenician eo amoron'ny Ranomasina Mediterane eo anelanelan'i Tyro sy Sidona # Sefarada io no anaran'ny toerana izay tsy fantatra ny toerana misy azy. # Ireo mpamonjy io dia manondro ireo mpitarika ara-tafika israelita isan-karazany izay hampiasain'Andriamanitra handresy ny firenen'i Edoma.