# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh. # ampahafolon'ny efaha Ny "ampahafolo" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny famarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "2 litatra" na "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra)" # koba tsara toto mifangaro diloilo DH: "koba tsara toto izay nafangaronao tamin'ny diloilo" # mba hanaovana fanavotana Ny teny hoe "fanavotana" dia afaka ambara amin'ny matoanteny hoe "hanavotana". DH: "mba hanavotana" # ireo fanatitra sotroiny Io dia manondro ny fanatitra sotroina izay takiana mba ampiarahina amin'ireo biby tsirairay avy rehefa atao sorona ireo. DH: "ny fanatitra sotroina izay natolotra niaraka tamin'ireo" na "ireo fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'ireo"