# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh. # roa ampahafolon'ny efaha Ny "roa ampahafolo" dia midika hoe ampahany roa amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny mari-pamarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "efatra litatra sy tapany" na "roa ampahafolonn'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 4.5 litatra)" # mifangaro diloilo DH: "izay nafangaronao tamin'ny diloilo" # fanatitra sotroina miaraka amin'izany Ny fanatitra maro dia misy fanatitra sotroina izay takiana mba hatolotra miaraka amin'ireo. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "ny fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'izany"