# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh. # fanatitra natao tamin'ny afo DH: "ny fanatitra dorana" na "ny fanatitra nodoranao tamin'ny afo teo amin'ny alitara" # mifangaro DH: "izay nafangaronao tamin'ny" # ampahafolon'ny efaha Ny "ampahafolo" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara folo mitovy. Afaka soratana amin'ny famarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "2 litatra" na "ampahafolon'ny efaha (izay eo ho eo amin'ny 2 litatra)" # iray ampahefatry ny hina Ny "ampahefatra" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara efatra mitovy. Afaka soratana amin'ny famarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "iray litatra" na "ampahefatry ny hina (izay efa ho 1 litatra)" # diloilo voakapoka "diloilo nofihazina" na "menak'oliva tsy mitapoka." Io dia manondro ny menaka izay efa nofihazina avy amin'ny oliva.