# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no lisitry ny fokon'ny Levita. Manisa ireo Levita tsy miaraka amin'ireo foko hafa i Mosesy satria tsy nahazo tany izy ireo. # voaisa foko isam-poko DH: "izay nisain'ireo mpitarika isam-poko ihany koa" # Gersona...Kehata...Merary...Amrama Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:17 ireo anaran-dehilahy ireo. # niteraka ireo zanany tamin'i Amrama izy "Nanan-janaka izy sy Amrama"