# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manisa ireo lehilahy, 20 taona no ho miakatra, araka ny fokon'izy ireo sy ny fianakaviany ireo mpitarik'Israely. # Eliaba...Datana...Abirama Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 16:1 ihany ireo anaran-dehilahy ireo.