# ady sarotra teo amin'i Jakoba...fahoriana teo amin'Israely Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ireo mety ho heviny dia 1) zava-tsoa ihany no nomen'Andriamanitra ny Israely na 2) tsy misy fahotana eo amin'ny Israely ka mahatonga Azy hitsara azy ireo. # hiakiaka ho an'ny mpanjakany "nihiaka tamim-pifaliana izy ireo satria Yaveh no mpanjakan'izy ireo" # tamin'ny hery tahaka ny an'ny ombidia Io fampitahana io dia milaza fa ny herin'i Yaveh lehibe dia mitovy amin'ny an'ny omby.