# Nahaliela...Bamota Ireo dia anaran-toerana. # Tendrombohitra Pisga Io dia anaran-tendrombohitra. # hahatazanana ny tany efitra Io dia fomba fiteny. Io dia fomba hilazana fa avo ny tendrombohitra, ary miresaka ny tendrombohitra toy ny hoe olona izay mijery ny efitra eo ambaniny izany. DH: "miakatra ambonin'ny efitra" (UDB)