# tonga namely an'Israely ny mpanjakan'i Edoma niaraka tamin'ny tana-maherin'ireo miaramila Eto ny tanana dia manambara ny herin'ny tafiky ny mpanjaka. DH: "nandefa tafika mahery izay misy miaramila maro be mba hanafika an'Israely ny mpanjakan'i Edoma" # hiampita teo amin'ny sisitanin'izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Edomita.