# niangona...izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny fiangonana. # niara-niangona "tonga tahaka ny vahoaka be" # teo anatrehan'i Yaveh Io dia manambara ny hoe eo anoloan'ny lain'i Yaveh.